|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy vaky atatra |
| Singan-teny | 2tsy, 3vaky, 4atatra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7impudent, éhonté.
[1.3] |
| Ohatra |
8 Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny.
[2.4]
|
| Tsipelina hafa | 9tsy vakiatatra |
| Tovy hevitra | 10tsy vaky afero |
| Tohi-kevitra | 11vaky atatra |
| Fivaditsoratra | 12 tsyvakiatatra, 13 tsy vaky atatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|